Lasa zary fanao ary nisy nahatsikaritra ihany nony farany. Tsy inona izany fa ny fampiasàna ilay saina kely atao anaty fiara mba hampahafantarana fa manam-pahefana ary tokony hamoraina ny fivezivezeny. Ny olana anefa tao Toamasina dia misy manararaotra mametaka izany ny manodidina ireo manam-pahefana na koa ny mpiara-miasa amin’izy ireo.
Afrique
Toamasina : Nesorina haingana ny « cocarde » [Midi Madagasikara]
- Catégorie : Midi Madagasikara