Ny andron’ny faha 29 Oktobra taona 2024 lasa teo no nizotra nianatsimo, hihazo ny lalam-pirenena fahefatra, zato kilaometatra miala an’i Maevatanàna, hoany Andriba, ireo tompon’andraikim-panjakana isan-tsokajiny aty an-toerana. Izay nanatitra fanampiana hoan’ireo olona niisa 150 traboina, vokatry ny hain-trano niseho tany amin’ny tanàna atao hoe: Mandrosovahiny, fokontan’Antsitabe sy Andoharano, fokontan’Antobinimadama, any amin’ny kaominina ambanivohitra Andriba, aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna.

Suite sur Midi Madagasikara

Abonnez vous à la Newsletter d'Afropages.fr

Inscrivez-vous à notre newsletter et profitez gratuitement d’informations personnalisées sélectionnées avec soin, rien que pour vous !

 

 
Crédits

Agence Olloweb : Etude et conduite de projet, prototypage, graphisme, codage de l'environnement graphique - Publinoves communication : Logotype - Orthographe Plus : Rédactionnels - Ovh : Hébergement - Google : Statistiques, polices de caractères - Développement : HTML5, CSS3, JQUERY, PHP7 - Applications : Adobe® Photoshop®, Adobe® Illustrator®, Panic® Nova® - Année/projet: 2022-2023