Ny minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo no mitory. Nihazakazaka ny fanadihadiana ary olona 23 no voasambotra tao anatin’ny raharaha fivarotana gasoil hosoka, izany hoe gasoil mitampoka. “Tambajotra goavana mihitsy ary mampiasa fitaovana avolenta sy teknolojia mba hanovana ny solika fandrehitra ho toy ny solika fampiasa amin’ny motera”, raha araka ny fanazavan’ny zandarimaria etsy Fiadanana.
Sillon du passé : De Camp d'ambre à Jo [Midi Madagasikara]
12 Novembre 2024