Vao vita ny taratasy fifampivarotana tao amin’ny kaominina ary naloa tany an-tranon’ny paniera ny vola. Raha nivoaka tao tompon’ny tany ka nandeha kely dia efa nivoaka avy any ny jiolahy nandroba azy mianaka.
Afrique
Mihorohoro tanteraka ireo mponina manana omby any amin’ny tanàna atao hoe: Androtra kely, fokontany sy kaominina Sarobaratra, any amin’iny disitrikan’i Tsaratanàna iny, ato anatin’ny faritra Betsiboka, manoloana ny faharatran’ireo zanak’omby nokaikerin’ny alika mpihaza lambo any anaty akata.
- Catégorie : Midi Madagasikara
Pour la première fois, Madagascar sera représenté au Sommet des Jeunes Africains pour le Système Alimentaire et l’Agroécologie, grâce à Helisoa Mampionona Andrianarimalala, qui a été sélectionnée et sera entièrement prise en charge.
- Catégorie : Midi Madagasikara
Lors de la présentation officielle de l’événement, à Mahamasina, ce week-end. Moov’up Events a officiellement lancé la deuxième édition du tournoi de basket-ball « Inter-Call Contest », en collaboration avec le ministère de la Jeunesse et des Sports (MJS), la Fédération malgache de basket (FMBB) et divers sponsors, ce samedi, lors d’une conférence de presse.
- Catégorie : Midi Madagasikara