Disitrikan’i Tsaratanàna : Mpanolana maty voatifitra [Midi Madagasikara]

Tsy miandany amin’ny olona topon’andraikitra amin’ny fanolanana zaza folo taona sy vehivavy bevoka 32 taona ny zandary. Raha ny fampitam-baovao voaray hatrany, dia ny andron’ny alakamisy faha-27 jona 2024 teo, tokony tamin’ny fito ora sy sasany maraina no tonga nitondra fitarainana teny amin’ny biraon’ny zandary ao amin’ny borigady Tsaratanàna, makasika ny herisetra nahazo an’izy mianaka, Rahasoahanitra Niaina sy ny zanany folo taona antsoina hoe Dainah, ary nanambara ihany koa fa niharan’ny fanolanana noho ny fandrahonana antsy izy ireo.

Suite sur Midi Madagasikara

 
Crédits

Agence Olloweb : Etude et conduite de projet, prototypage, graphisme, codage de l'environnement graphique - Publinoves communication : Logotype - Orthographe Plus : Rédactionnels - SiteGround : Hébergement - Google : Statistiques, polices de caractères - Développement : HTML5, CSS3, JQUERY, PHP7 - Applications : Adobe® Photoshop®, Adobe® Illustrator®, Panic® Nova® - Année/projet: 2022-2023