Antilin’i Madagasikara : Nanentana ny olona tsy handoto intsony [Midi Madagasikara]

Vonona mandrakariva ! Ny sabotsy lasa teo, nanantanteraka hetsika fanadiovana manokana teny amin’iny faritra Anosy iny, avy eo anivon’ny Antilin’i Madagasikara, diosezy Antananarivo. Hetsika izay notarihin’ny Filohany, Atoa Ranivohasina Joseph Christian, ary niarahan’izy ireo niasa tamin’ny pôlisim-pirenena.

Suite sur Midi Madagasikara

 
Crédits

Agence Olloweb : Etude et conduite de projet, prototypage, graphisme, codage de l'environnement graphique - Publinoves communication : Logotype - Orthographe Plus : Rédactionnels - SiteGround : Hébergement - Google : Statistiques, polices de caractères - Développement : HTML5, CSS3, JQUERY, PHP7 - Applications : Adobe® Photoshop®, Adobe® Illustrator®, Panic® Nova® - Année/projet: 2022-2023