Nanao tohivakana tato ho ato ny vaky fasana, amin’iny Faritra Atsimo Andrefan’ny Nosy iny, ary lasibatry ny olon-dratsy hatramin’ny fasan’ireo Ampanjaka, raha araka ny tati-baovao samihafa voaray. Ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy 29 oktobra lasa teo, dia nisy namaky ny tranon-jiny Andrevola ao Benetsy any amin’ny Kaominin’ Ankilimalinike Distrika Toliara II, ka razana Ampanjaka…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/11/15/toliara-ii-vaky-ny-fasanny-ampanjaka-andrevola-ao-benetsy-razana-telo-lasanny-jiolahy/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"