Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny faritra Vakinankaratra ireo delegasiona 7 mianadahy avy any Indonezia, hiasa eto amin’ny faritra. Nandray azy ireo ny lehiben’ny faritra, Ny Jeneraly William Rakotonarivo, ny datin’ny 9 oktobra lasa teo. Nambaran’ity farany fa toerana tena midadasika ny faritra Vakinankaratra sady be mponina, satria manodidina ny 3 tapitra eo ny mponina. Ankoatra…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/11/fiaraha-miasa-avy-any-ivelany-delegasiona-avy-any-indonezia-nitsidika-ny-faritra/

Pin It

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir