Mbola mitohy hatrany ny fikarohana ataon’ireo tompon’andraikitry ny filaminana ilay mpandraharaha nisy naka an-keriny, ny alin’ny alahady teo. Hatreto dia mbola tsy votsotra izy, hoy ny fampitam-baovao any an-toerana. Tsiahivina, fa mitaky vola 800 tapitrisa ariary ireo andian’olon-dratsy naka takalonaina azy, ho solon’ny famotsorana azy. Hatreto anefa dia mbola tsy voaangon’ireo fianakaviana io volabe io.…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/10/andriba-maevatanana-mbola-tsy-votsotra-hatreto-ilay-mpandraharaha/

Pin It

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir