Angamba tsy naharitra intsony ireo zava-tsarobidy tao amin’ny trano fivavahany ireto mpivady, tetsy Ambalavao Isotry ireto ka nandika tanteraka ny Didy fahafolo. Tsy vitan’izany fa mbola niroso tanteraka nandika tsotr’izao ny Didy fahavalo. Ny alahady lasa teo tokoa dia tra-tehaka teo am-pibatana ny fanamafisam-peo tao am-piangonana izy ireo, tokony ho tamin’ny valo ora alina. Mpivavaka…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/10/ambalavao-isotry-mpivady-tratra-nangalatra-tao-am-piangonany/

Pin It

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir