Isan’ny nanaovan’ny zandary hetsika goavana noho ny fisian’ireo antsoina hoe “bande des onze”, izay tsy vitan’ny mamaky trano ihany fa tena sahy manono ny olona manohitra azy ireo mihitsy ary manendaka izay mifanena amin’izy tsy andro tsy alina ihany koa. Efa nanaovan’ny fokonolona andrimaso ireto ekipan’ny “bande des onze” ireto saingy tsy mety tratra mihitsy…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/09/ambalamanasy-toamasina-voatifitry-ny-zandary-ny-lehibenny-bande-des-onze/

Pin It