Isan’ny aretina tsy azo tsaboana amin’ny fotoana isehoany amin’ny olona sy ny alika voany ny aretina haromotana. Na izany aza anefa dia misy ny vakisiny azo isorohana azy ho an’ny olona voakaikitry ny alika, sy ny alika, mba tsy hamindra haromotana amin’ny olona. Iray volana lasa izay dia nahitana olona matin’ny haromotana tao Mananara avaratra,…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/06/mananara-avaratra-mirongatra-ny-haromotana-aminny-alika/

Pin It