Feno vatobe tampoka ny lalana izay tokony ho nolalovan’ilay taxi-brousse ; izay handeha ao Fianarantsoa (efa kilaometatra vitsivitsy  hidirana teo rahateo) raha niala taty An-drenivohitra. Efa nanomboka mahina ny olona tao anatiny, fa misy jiolahy mpanakan-dàlana indray eo amin’ny manodidina. Ny lehilahy iray izay isan’ny mpandeha no nanapa-kevitra avy hatrany ny nivoaka ny fiara ary nanala…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/05/rn7-nisy-taxi-brousse-voatafika-indray/

Pin It