« Fa nitondra anay nivoaka ho amin’ny fitahiana mahatretrika ianao ». Izany Teny avy ao amin’ny Salamo izany no entin’ny fiangonana Fjkm Ambohitantely, hanamarihana ny fetin’ny Taranaka amin’ity taona ity.  Toy ny fanao isan-taona, dia mankalaza izany izy ireo. Efa natomboka ny voalohan’ny herinandro teo ilay antsoina hoe  « Herinandron’ny taranaka » eny an-toerana, izay natao isan-kariva ary hifarana…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/10/05/fjkm-ambohitantely-hankalaza-ny-fetinny-taranaka/

Pin It