Tokantrano iray teny amin’iny fokontany Tsarahasina, ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, no lasibatry ny asan-jiolahy ny alin’ny alahady lasa teo tokony ho tamin’ny misasakalina. Jiolahy rain-dahiny roa, fantatra amin’ny anarana hoe Solo sy Banga, izay fanta-daza eny an-toerana no avy hatrany dia voamarik’ireo voatafika, araka ny tatitra azo avy tamin’ny zandary.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/12/ambohimangakely-tratra-teo-am-panafihana-tokatranonolona-i-banga/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir