Raha iny teny amin’iny lalam-pirenena faharoa iny no nampikaikaika ireo mpitatitra ny amin’iny fisian’ireo olon-dratsy izay tsy tahotra tsy henatra, mihanika eny ambony tafo ary mangalatra ireo entan’ny mpandeha. Amin’izao, tsy lavitra no misy an-dry zalahy ireo fa efa tonga etsy Bypass.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/09/bypass-misy-mangalatra-ireo-entana-eny-ambonny-tafonny-taxi-brousse/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir