Tovovavy iray no voatazona hanaovana fanadihadiana eo anivon’ny polisy nanomboka ny sabotsy teo noho ny fahafatesana tovolahy mpanao baolina antsoina Ramiarilanto Robertho Patrick Dominique (Dom) nisy namono teny Ambohimanarina tamin’ny herin’ny Alahady lasa teo.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/04/17/ambohimanarina-mpanao-baolina-nisy-namono-hadihadiana-eny-aminny-polisy-ny-sipany/

Pin It