Mikasa ny hamory vahoaka mikasika ny fanazavana ilay lalam-pifidianana nampisy olana teo anivon’ny antenimieram-pirenena farany teo ireo vondron’ny depiote mpanohitra eo anivon’ny faritra telo, Atsinanana – Alaotra-Mangoro – ary Analanjirofo, ary efa nahazoan’izy ireo fankatoavana ny hanaovana izany anio sabotsy 14 aprily tolakandro, ao amin’ny efitra fivorian’ny lapan’ny Tanana, araka ny faneken’ny ben’ny tananan’i Toamasina…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/04/14/hetsiky-ny-depiote-mpanohitra-ahiana-ny-sakoroka-anio-ao-toamasina/

Pin It