Olana goavana ho an’ny mpamboly lavanilina eo anivon’ny faritra atsinanana sy ny faritra analanjirofo, ny firongatry ny halatra am-potony azy ireny ka mahatonga ireo tantsaha tompony misangotra ny fananany mialoha ny fotoana mba tsy hisian’ny fatiantoka amin’izy ireo.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/04/14/lavanilina-tsy-tonga-fotoana-nodorana-teo-imasonny-tompony/

Pin It