Tokony ho tamin’ny iray ora sy sasany omaly, talanjona ny olona raha nahita ireo polisy nandeha fiara tsy mataho-dàlana ary nidina an-tsehatra teo amin’ny «gare routière» etsy Andohatapenaka. Mpivady avy any Bealalana no nalain’izy ireo teo an-toerana ary nentina avy hatrany teny anivon’ny SUT (Sécurité Urbaine de Tana), sampana iray ao amin’ny kaomisaria foibe.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/04/11/andohatapenaka-tambanivohitra-nitondra-120-tapitrisa-ariary-nosamborina/

Pin It