Mitohy hatrany ny fahatraana ireo olon-dratsy fanetriben’ny firenena, mpanondrana ireo harena voajanahary eto amintsika. Raha vao haingana tokoa no sarona ireo sokatra an-jatony tetsy Ivato, dia fantatra ihany koa izao fa vao nisy sokatra «radiata» nahatratra teo amin’ny 5000 teo ho eo no saron’ireo mpisehatra eo amin’ny ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko, izay nahitana ireo tompon’andraikitry…

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/04/11/toliara-sokatra-5000-tra-tehaka-olona-roa-voasambotra/

Pin It