Raha nisy kely, dia efa aina maromaro indray no nafoy, tetsy Ankadindramamy, omaly maraina. Irony fiarabe mpandraoka fako eto an-dRenivohitra irony no nifandona ary namarana ny diany tany amin’ny tambohon’olona ny iray, rehefa avy nandona zavatra vitsivitsy teny an-toerana.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/15/ankadindramamy-fiarabe-mpandraoka-fako-nifandona-sy-nifatratra-tanaty-tamboho/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir