Mampihorohoro ny dahalo ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Notafihan’ny andian-dahalo nitam-basy indray mantsy tao amin’ny fokontany manodidina an’ Ambalaranobe, ny Alatsinainy lasa teo, ka omby maromaro tsy voafaritra isa no azon’ireo malaso tamin’izany, ary vehivavy bevohoka iray no nalain’izy ireo, natao takalonaina, hoy ny loharanom-baovao azonay hatrany.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/15/maevatanana-vehivavy-bevohoka-nalainny-dahalo-natao-takalonaina/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir