Efa ho iray volana meheryizao no nisian’ny fitokanana, teo anivon’ny sampan-draharahan’ny hetra eto Antsirabe. Raha toa ka nisy “service minimum” ireo ivon-ketra sasanyteo aloha, dia fantatra fa nikatona tanteraka ny birao rehetra nanomboka omaly Alarobia 13 jona.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/15/antsirabe-mikatso-tanteraka-ny-sampan-draharahanny-hetra/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir