Tamin’ny fomba mahatsiravina tokoa no namonoan’ity lehilahy iray ny vadiny, tao amin’ny kaominina Andranomangatsiaka, any amin’iny distrika Betioky Atsimo iny, ny voalohandohan’ny herinandro teo. Rehefa avy nokapainy famaky mantsy ny hatony, dia notsatotsatohany ny lefony ny tratrany.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/07/13/betioky-atsimo-nokapainy-famaky-avy-eo-notsatohany-lefona-ny-vadiny/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir