Teo am-panaovana ny asa ratsiny mihitsy ity olon-dratsy, lehilahy izay manodidina ny 40 taona any ho any, no tra-tehaky ny mponina teny amin’iny faritra Alarobia Amboniloha iny. Na dia niezaka ny nandositra aza dia tsy namelan’ireo fokonolona raha tsy tratra.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/01/13/amboniloha-mpangalatra-saika-niharanny-fitsaram-bahoaka/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"