Ny 25 desambra lasa teo no natao nanakoako eran’ny tambajotra sosialy ny nahafatesan’i Marc Tatandraza, ilay mpitondra fivavahana, izay karohin’ny mpitandro filaminana fatratra noho ireo fandikan-dalana maro nataony tany amin’iny faritra maro teto amin’ny nosy.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/01/13/marc-tatandraza-nitsangan-ko-velona-indray/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"