Zandary iray indray no lavo teo an-tanim-piadiany, raha nikasa ny handeha hanavotra olona voatafika, tao amin’ny kaominina Berivotra 5×5, ao amin’iny distrikan’i Maevatanana, ny harivan’ny alarobia lasa teo. Raha ny fampitam-baovao azo avy tany an-toerana, dia nisehoana fanafihan-dahalo mahery vaika tao amin’io tanana io, tokony ho tamin’ny fito ora hariva tany ho any.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2017/10/13/maevatanana-zandary-iray-maty-voatifitry-ny-dahalo/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked" data-matched-content-rows-num=3 data-matched-content-columns-num=3