Lehilahy iray no nisy naka an-keriny, tany amin’ny fokontany Anjokozoko, kaominina Andriamena, disitrikan’i Tsaratanàna, ny alin’ny Alatsinainy lasa teo. Fantatra izao, fa efa mandeha sahady ny fitakiam-bola ataon’ireo jiolahy, any amin’ny fianakavian’ity rangahy ity; izay mitentina 40 tapitrisa ariary eo.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/06/15/tsaratanana-lehilahy-no-nisy-naka-an-keriny-mitaky-40-tapitrisa-ariary/

Pin It




Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir