Tovolahy iray 24 taona no voasambotry ny polisy teny Anosibe, raha saika hanendaka olona nitaingina moto, ny 10 janoary lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora maraina. Polisy manao fanamiana sivily nandeha fiara mpitatitra no nahatazana azy nanaraka sy namoha ny sakaosy nobaben’ilay lehilahy nitaingina moto teny an-dalana.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/01/12/anosibe-voasambotra-ilay-mpanendaka-mpitaingina-moto/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"