Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Ava, dia niakatra avokoa ny vidin’ ireo entana ilain’ny mponina amin’ny fiainany andavanandro ao Nosy-be, ka maro ireo sahirana tsy maharaka intsony ny vidim-piainana miakatra be. Ao bazaribe Hell ville, ohatra, dia vidina 1000 Ariary ny voatabia singany iray.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/01/11/nosy-be-miakatra-ny-vidim-piainana-2-hetsy-ariary-ny-gonim-bary-voatabia-singany-iray-vidina-ar-1-000/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"