Trangam-piarahamonina tsy dia fahita na fandre firy sy matetika no niseho tany amin’ny Distrikan’i Sambava, ny tolakandron’ny 4 janoaray lasa teo, tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Maroambihy. Naolan’ity vinantolahiny 41 taona ny rafozam-baviny izay 58 taona.Mbola niharan’ny herisetra ihany koa ity farany ka torana tsy nahatsiaro tena samirery.

Source :

http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2018/01/09/sambava-naolanny-vinantolahiny-sady-noratrainy-ho-faty-ny-rafozam-baviny/

Pin It
  data-matched-content-ui-type="image_card_stacked"